Salama daholo tompoko o!
ohatra ny mba mahita fafiny kely @ le resaka net de mba manokatra izany atao oe blogy blogy zany e! tsy hita fa ny tena tena liana @ vaovao rehetra mihitsy kono!
efa manana website ihany a fa maka tahaka ny hafa fotsiny no tena mba ataoko ao! ka tsy dia misy S loatra koa ka dia tsy mahavidy nom de domaine e!
zany eo ihany fa ny tena mba anokafako an’ity blogy ity dia ny hanoratroratra izay sendra ao an-dohako ao e!